Index

Proverbs : havanana

Proverb 1Tanana an-kavia sy havanana, ka izay didiana maharary. [2.165 #1033]
Tanan-kavia sy havanana: izay didia-maharary. [2.653 #2997, 2.974 #425, 1.1]
Tanan-kavia sy havanana ka izay didia-maharary. [2.415 #1129, 2.558]
Malagasy interpretationEnti-milaza fa samy rantsambatan' ny tena ireo ka na iza na iza voadidy aminy, dia samy ren' ny tena maharary tokoa. [1.1]
French translationLa main gauche et la main droite, que l' on se coupe lune ou que l' on se coupe l' autre, c' est également douloureux. [2.165]
Main droite et main gauche : quand l'une est blessée, l' autre le sent. [2.415 #1129]
Main gauche et main droite : elles souffrent de la môme blessure. [2.974 #425]
French interpretationLes parents ressentent les malheurs de leurs parents. [2.415 #1129]

Proverb 2Tanana havanana mikapoka ny havia : mahavoa maharary, saingy ny namana ihany. [2.558]
Tanana havanana nikapoka ny havia : nahavoa maharary, fa ny namana ihany. [2.415 #1128, 2.653]
French translationMain droite qui a frappé la gauche : elle a fait mal, mais c' est sa compagne. [2.415 #1128]
French interpretationSe disait des différends entre parents. [2.415 #1128]

Index