Entry maharary (rary)
Part of speech adjective
Malagasy definition Mahatonga fanaintainana: Maharary izany totohondrin-dRangahy iny izany ~ Maharary ny teninao
¶ Tsaroana manaintaina: Maharary ahy ny tongotro ka tsy afaka ho any aho
Mitovy hevitra: manaikitra ~ manaintaina ~ mangirifiry ~ mangorintsina mamolivoly ~ mangotsokotsoka ~ manintasinta ~ manombotrombotra ~ miketriketrika ~ mitsakotsako [Rajemisa 1985]
French definition qui cause de la douleur, qui attriste, qui fait mal, comme de tirer les oreilles [Abinal 1888]
Quotes 

Entry maharary (rary)
Part of speech adjective
French definition qui peut tresser, arranger [Abinal 1888]

2013/03/07