Index

Proverbs : fiaina

Proverb 1Aleo ratsy tarehy manam-panahy handalana, toy izay tarehy soa tsy ampy fiaina. [2.558 #19]

Proverb 2Tsy mety raha manao fiainan-tsokina, ka vao voatohina kely dia mivonkina. [2.558 #4615]

Proverb 3Vorondolo toetra ny reniny, ka kary fiaina ny zanany. [2.558 #5046]

Index