|
|
|
|

Index

Proverbs : avarina

Proverb 1Aza ny hafohezan' ny andro no alaina, fa ny halavan' ny taona. [2.415]
Aza ny hafohezan' ny andro no alaina, fa ny halavan' ny taona havarina. [2.165 #792]
Aza ny hafohezan' ny andro no alaina, fa ny halavan' ny taona heverina. [2.415]
Aza ny hajfohezan’ ny andro no alaina, fa ny halavan’ ny taona heverina. [2.653 #692]
French translationNe considérez pas la brièveté des jours, mais la longueur des années. [2.415 #2700]
Ne considérez pas la brièveté des jours, mais pensez à la longueur de l' année,. [2.165]
French interpretationDans l'emploi que vous faites de votre argent. [2.165]
Le sens est qu' il faut être prévoyant. [2.415 #2702]

Proverb 2Mpamarin' olona navarin' ny olona ka valin-tenany ihany. [2.558 #164]

Proverb 3Ny velona tsy ampanompoina, ary ny maty tsy avarina aman-tany. [2.415 #2912]
French translationIl ne faut pas réduire à l' esclavage les vivants, mais il ne faut pas non plus jeter les morts en terre sans linceul de soie rouge. [2.415 #2912]
French interpretationSe disait des dépenses des funérailles qui doivent être convenables, sans toutefois couvrir de dettes les parents, au risque de les faire tomber en esclavage pour dettes. [2.415 #2912]

Index