Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : anelanelany | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Latsaka anelanelany hoatry ny kaka. [2.415 #2606]
Latsaka anelanelany ohatra ny kaka. [2.653, 1.1] Latsaka an' elanelany tahaka ny kaka. [2.558 #1755] Latsaka anelanelany toy ny kaka. [2.165 #1009] | ||||||||||||||||||||
Malagasy interpretation | Sendra fahasahiranana manery andaniny roa avy. [1.1] | ||||||||||||||||||||
French translation | Placé entre deux maux comme la parcelle de nourriture placée entre les dents. [2.415 #2606]
Pris des deux côtés comme un coin. [2.165] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Se disait d'une situation inextricable. [2.415 #2606] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||