Index

Proverbs : abidy

Proverb 1Abidy manely vary ; samy manano izay ho efany. [1.147 #A2]

Proverb 2Abidy nahazo masina : tsy ampiana koa. [1.147 #A3]

Proverb 3Abidin-trova : ny lany lanina. [1.147 #A4]

Proverb 4Abidy vaky lananana : misaraka amin-trehy. [1.147 #A1]

Proverb 5Mangalakalaka karaha voanjo natapin’ abidy. [1.147 #M103]

Proverb 6Ranomasina nasaok’ abidy : lasana my fa nahazahoana. [1.147 #R39]

Index