<- -> |
[King James Bible] Letter to the Romans |
[Baiboly 1865] Romanina |
[Baiboly Katolika] Romana |
[Bible de Jérusalem] Épître de Saint Paul aux Romains |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
Rom / Rm 8:11 | But if the Spirit of him that raised up |
Ary raha ny Fanahin' izay nanangana an' i Jesosy tamin' ny maty no mitoetra ao anatinareo, dia Izay nanangana an' i Kristy Jesosy tamin' ny maty no hamelona ny tenanareo mety maty amin' ny Fanahiny, Izay mitoetra ao anatinareo. | Ary raha ny Fanahin' izay nanangana an' i Jeso tamin' ny maty no mitoetra ao anatinareo, dia izay nanangana an' i Kristy Jeso koa no hamelona ny vatanareo mety maty, noho ny Fanahiny izay mitoetra ao anatinareo. | Et si l' Esprit de Celui qui a ressuscité |