<- -> |
[King James Bible] Letter to the Romans |
[Baiboly 1865] Romanina |
[Baiboly Katolika] Romana |
[Bible de Jérusalem] Épître de Saint Paul aux Romains |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
Rom / Rm 14:13 | Let us not therefore judge one another any more: but judge this rather, that no man put a stumblingblock or an occasion to fall in his brother' s way. | Koa aza mifampitsara intsony isika; fa aleo mihevitra izao, dia ny tsy hanisy fandavoana na fanafintohinana eo anoloan' ny rahalahy. | Ka aoka tsy hifampitsara intsony isika rehetra; fa izao no tsarao, dia ny tsy hanisy fandavoana na fanafintohinana eo anoloan' ny rahalahy. | Finissons-en donc avec ces jugements les uns sur les autres : jugez plutôt qu' il ne faut rien mettre devant votre frère qui le fasse buter ou tomber. - |