<- -> |
[King James Bible] The Acts of the Apostles |
[Baiboly 1865] Asa |
[Baiboly Katolika] Asa |
[Bible de Jérusalem] Les Actes des Apôtres |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Asa 7:35 | This |
Izany Mosesy izany dia nolaviny ka nataony hoe: Iza no nanendry an' ialahy ho mpanapaka sy mpitsara? (Eks. 2. 14) kanjo izy ihany no nirahin' Andriamanitra ho mpanapaka sy mpanavotra nomban' ny tanan' ny Anjely, Ilay niseho taminy teo amin' ny voaroy. | Io ilay Moizy nolaviny sy nataony hoe: Iza moa no nanendry an' ialahy ho mpifehy sy mpitsara? Kanjo izy ihany no nirahin' Andriamanitra ho mpifehy sy mpanavotra, nomban' ilay anjely niseho taminy tao amin' ny hazo kely milobolobo. | " Ce |