<- -> |
[King James Bible] The Acts of the Apostles |
[Baiboly 1865] Asa |
[Baiboly Katolika] Asa |
[Bible de Jérusalem] Les Actes des Apôtres |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Asa 5:12 | And by the hands of the apostles were many signs and wonders wrought among the people; (and they were all with one accord in |
Ary ny tanan' ny Apostoly no nanaovana famantarana sy fahagagana maro teo amin' ny vahoaka; ary izy rehetra niray saina teo amin' ny Fialofan' i Solomona; | Betsaka ny famantarana sy fahagagana natao teo amin' ny vahoaka, tamin' ny tànan' ny Apostoly. Niara-nipetraka teo ambanin' ny lavarangan' i Salomona ny mpino rehetra, | Par les mains des apôtres il se faisait de nombreux signes et prodiges parmi le peuple... Ils se tenaient tous d' un commun accord sous le portique de |