<- -> |
[King James Bible] The Acts of the Apostles |
[Baiboly 1865] Asa |
[Baiboly Katolika] Asa |
[Bible de Jérusalem] Les Actes des Apôtres |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Asa 25:9 | But |
Nefa Festosy ta-hahazo sitraka tamin' ny Jiosy, dia namaly an' i Paoly ka nanao hoe: Tianao va hiakatra any Jerosalema hotsaraina eo anatrehako any ny amin' izany zavatra izany? | Nila sitraka tamin' ny Jody anefa Festosa ka namaly an' i Paoly hoe: Manao ahoana raha miakatra any Jerosalema hianao, ka dia any no tsaraina eo anatrehako, ny amin' izany zavatra izany? | Voulant faire plaisir aux |