<- -> |
[King James Bible] The Acts of the Apostles |
[Baiboly 1865] Asa |
[Baiboly Katolika] Asa |
[Bible de Jérusalem] Les Actes des Apôtres |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Asa 24:1 | And after five days |
Ary rehefa afaka hadimiana dia nidina Ananiasy mpisoronabe mbamin' ny loholona sasany sy Tertylo, mpandaha-teny anankiray, izay nanambara tamin' ny mpanapaka ny niampangany an' i Paoly. | Nony afaka hadimiana, dia tonga i Anania lehiben' ny mpisorona sy ny loholona sasany, ary mpandaha-teny anankiray atao hoe Tertolosa, hiampanga an' i Paoly amin' ny governora. | Cinq jours plus tard, le grand prêtre |