<-
->

Asa 23:16 And when Paul' s sister' s son heard of their lying in wait, he went and entered into the castle, and told Paul. Ary nony ren' ny zanak' anabavin' i Paoly ny fanotrehana, dia lasa nankany anatirova izy ka nilaza tamin' i Paoly. Ren' ny zanak' anabavin' i Paoly izany teti-dratsy izany, ka nidodododo nankany anaty rova faingana izy, nampandre an' i Paoly. Mais le fils de la soeur de Paul eut connaissance du guet-apens. Il se rendit à la forteresse, entra et prévint Paul.