<- -> |
[King James Bible] The Acts of the Apostles |
[Baiboly 1865] Asa |
[Baiboly Katolika] Asa |
[Bible de Jérusalem] Les Actes des Apôtres |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Asa 22:30 | On the morrow, because he would have known the certainty wherefore he was accused of the |
Ary nony ampitso, satria ta-hahafantatra marina izay niampangan' ny Jiosy azy ny mpifehy arivo, dia namaha azy, ary nasainy niangona ny lohan' ny mpisorona sy ny Synedriona rehetra, ary Paoly nentiny nidina ka nampitoeriny teo anatrehany. | Nony ampitso, te-hahalala marina izay antony niampangan' ny Jody azy izy, ka nasainy hovahana i Paoly, ary nodidiany hivory ny mpisorona sy ny Sanedrina, dia nentina i Paoly ka napetrany teo afovoan' izy ireo. | Le lendemain, voulant savoir de quoi les |