<- -> |
[King James Bible] The Acts of the Apostles |
[Baiboly 1865] Asa |
[Baiboly Katolika] Asa |
[Bible de Jérusalem] Les Actes des Apôtres |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Asa 20:16 | For |
Fa Paoly efa nikasa handeha an-tsambo handalo any Efesosy mba tsy hitoerany ela any Asia; fa maika izy, raha azony hatao, hamonjy ny andro Pentekosta any Jerosalema. | Ny handalo fotsiny fa tsy hijanona ao Efezy no efa nokendren' i Paoly mba tsy hitoerany ela any Asia: satria maika hamonjy ny andron' ny Pentekoty any Jerosalema izy raha zao atao. |