<- -> |
[King James Bible] The Acts of the Apostles |
[Baiboly 1865] Asa |
[Baiboly Katolika] Asa |
[Bible de Jérusalem] Les Actes des Apôtres |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Asa 19:8 | And he went into the synagogue, and spake boldly for the space of three months, disputing and persuading the things concerning the kingdom of |
Ary Paoly niditra tao amin' ny synagoga ka niteny tamin' ny fahasahiana, dia niady hevitra telo volana ka nampanaiky ny amin' ny fanjakan' Andriamanitra. | Nony afaka izany, dia niditra tao amin' ny sinagoga i Paoly, ka niteny tamin-kasahiana, ary nampianatra telo volana nilazalaza ny momba ny fanjakan' Andriamanitra tamin' ny lahateny mandaitra. |