<- -> |
[King James Bible] The Acts of the Apostles |
[Baiboly 1865] Asa |
[Baiboly Katolika] Asa |
[Bible de Jérusalem] Les Actes des Apôtres |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Asa 17:10 | And the brethren immediately sent away |
Ary Paoly sy Silasy dia nampandehanin' ny rahalahy niaraka tamin' izay nony alina hankany Beria; koa raha tonga tany izy, dia niditra tao amin' ny synagogan' ny Jiosy. | Nony alina, dia nampandehanin' ny rahalahy niaraka tamin' izay Paoly sy Silasy hankany Berea. Ary nony tonga tany izy roa lahy, dia niditra tao amin' ny sinagogan' ny Jody. | Les frères firent aussitôt partir de nuit |