<-
->

Asa 16:19 And when her masters saw that the hope of their gains was gone, they caught Paul and Silas, and drew them into the marketplace unto the rulers, Ary nony hitan' ireo tompony fa very ny fanantenany hahazoany harena, dia nisambotra an' i Paoly sy Silasy izy ka nitondra azy ho any an-tsena any amin' ny lehibe; Nony hitan' ireo tompony fa very ny fanantenany hahazo harena, dia nisambotra an' i Paoly sy Silasy izy ireo, ka nitondra azy tany amin' ny fitsarana any amin' ny lehibe. Mais ses maîtres, voyant disparaître leurs espoirs de gain, se saisirent de Paul et de Silas, les traînèrent sur l' agora devant les magistrats