<- -> |
[King James Bible] The Acts of the Apostles |
[Baiboly 1865] Asa |
[Baiboly Katolika] Asa |
[Bible de Jérusalem] Les Actes des Apôtres |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Asa 15:23 | And they wrote letters by them after this manner; The apostles and elders and brethren send greeting unto the brethren which are of the Gentiles in |
ary nanoratra taratasy izy ho entin' ireo, dia izao: Ny Apostoly sy ny rahalahy loholona miarahaba ny rahalahy avy amin' ny jentilisa izay any Antiokia sy Syria ary Kilikia. | Ka izao no taratasy nampitondrainy azy ireo: Ny Apostoly sy ny Pretra ary ny rahalahy avy miarahaba ny rahalahy any amin' ny jentily, izay any Antiokia sy Siria ary Silisia. | Ils leur remirent la lettre suivante : " Les apôtres et les anciens, vos frères, aux frères de la gentilité qui sont à |