<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Matthew |
[Baiboly 1865] Matio |
[Baiboly Katolika] Matio |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Matthieu |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Mat / Mt 4:21 | And going on from thence, he saw other two brethren, |
Ary raha mbola nandroso Izy, dia nahita olona mirahalahy hafa koa, dia Jakoba zanak' i Zebedio, sy Jaona rahalahiny, izay niara-nipetraka tamin' i Zebedio rainy teo an-tsambokely ka namboatra ny haratony; ary niantso azy mirahalahy Izy. | Dia mbola nandroso ihany izy, ka nahita olona mirahalahy hafa koa, dia Jakoba zanak' i Zebede sy Joany rahalahiny izay teo an-tsambo niaraka tamin' i Zebede rainy, nanamboatra ny haratony; ary nantsoiny izy mirahalahy. | Et avançant plus loin, il vit deux autres frères, |