<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Matthew |
[Baiboly 1865] Matio |
[Baiboly Katolika] Matio |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Matthieu |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Mat / Mt 12:46 | While he yet talked to the people, behold, his mother and his brethren stood without, desiring to speak with him. | Ary raha mbola niteny tamin' ny vahoaka Jesosy, indreo, ny reniny mbamin' ny rahalahiny nijanona teo ala-trano nitady hiteny aminy. | Raha mbola niteny tamin' ny vahoaka izy, dia indreo ny reniny sy ny rahalahiny nijanona teo alatrano nitady hiteny aminy, | Comme il parlait encore aux foules, voici que sa mère et ses frères se tenaient dehors, cherchant à lui parler [ |