<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Matthew |
[Baiboly 1865] Matio |
[Baiboly Katolika] Matio |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Matthieu |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Mat / Mt 11:25 | At that time |
Tamin' izany andro izany dia namaly Jesosy ka nanao hoe: Midera Anao Aho, Raiko, Tompon' ny lanitra sy ny tany, fa nafeninao tamin' ny hendry sy ny manan-tsaina izany zavatra izany ka nasehonao tamin' ny zaza madinika. | Tamin' izany andro izany, dia hoy indray Jeso: Misaotra anao aho, Raiko, Tompon' ny lanitra sy ny tany, fa nanafina izany zavatra izany tamin' ny hendry sy be saina hianao, ary nanambara azy tamin' ny tso-po kosa. | En ce temps-là |