<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 13:11 | For as the girdle cleaveth to the loins of a man, so have I caused to cleave unto me the whole house of |
Fa toy ny firaikitry ny fehin-kibo amin' ny valahan' ny olona no nampiraiketako ny taranak' Isiraely sy ny taranak' i Joda rehetra tamiko, hoy Jehovah, mba ho olona sy anarana sy fiderana ary voninahitra ho Ahy ireny Kanjo tsy nety nihaino izy. | Satria toy ny firaikitry ny fehin-kibo amin' ny valahan' ny olona, no nandraiketako ny taranak' Israely rehetra sy ny taranak' i Jodà rehetra tamiko, - teny marin' ny Tompo, mba ho vahoaka ho ahy izy ireo mba ho anarana, ho haja, ho voninahitra, nefa tsy nihaino ahy izy. | Car, de même qu' une ceinture s' attache aux reins d' un homme, ainsi m' |