<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 11:4 | Which I commanded your fathers in the day that I brought them forth out of the land of |
Izay nandidiako ny razanareo tamin' ny andro nitondrako azy nivoaka avy tany amin' ny tany Egypta, dia avy tao amin' ny memy fandrendreham-by, ka nanaovako hoe: Mihainoa ny feoko, ary mankatoava ireny araka izay rehetra andidiako anareo, dia ho oloko ianareo, ary Izaho kosa ho Andriamanitrareo, | izay nandidiako ny razanareo, tamin' ny andro nitondrako azy nivoaka avy any amin' ny tany Ejipta, avy any amin' ny memim-by, nanaovako taminy hoe: Henoy ny feoko ary ataovy izany zavatra izany, araka izay rehetra andidiako anareo, dia hianareo ho oloko, ary izaho ho Andriamanitrareo; | que j' ai prescrite à vos pères le jour où je les tirai du pays d' |