<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 9:16 | And the bow shall be in the cloud; and I will look upon it, that I may remember the everlasting covenant between |
Ary ho eo amin' ny rahona ny avana; ary hitsinjo azy Aho hahatsiarovako ny fanekena mandrakizay izay ho amin' Andriamanitra sy ho amin' ny zava-manan' aina rehetra, dia ny nofo rehetra ambonin' ny tany. | Ho eo amin' ny rahona ny avana, ka ny fijerena azy dia hahatsiarovako ny fanekena mandrakizay amin' Andriamanitra sy amin' ny zava-manana aina rehetra, ny nofo rehetra, ambonin' ny tany. | Quand l' arc sera dans la nuée, je le verrai et me souviendrai de l' alliance éternelle qu' il y a entre |