<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 8:1 | And |
Ary Andriamanitra nahatsiaro an' i Noa mbamin' ny bibi-dia rehetra ary ny biby fiompy rehetra, izay niara-nitoetra taminy tao anatin' ny sambo-fiara; ary Andriamanitra nampandeha rivotra eran' ny tany, ka dia nihena ny rano. | Ary Andriamanitra nahatsiaro an' i Noe sy ny biby ary ny biby fiompy rehetra izay niaraka taminy tao an-tsambo fiara; ary Andriamanitra nandefa rivotra tamin' ny tany ary nihena ny rano; | Alors |