<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 6:9 | These are the generations of |
Ary izao no tantaran' i Noa: Noa dia lehilahy marina sady tsy nisy tsiny teo amin' ny olona niara-belona taminy; eny, niara-nandeha tamin' Andriamanitra Noa. | Izao no tantaran' i Noe: Lehilahy marina Noe, nanao ny rariny teo amin' ny olona niara-belona taminy, nizotra nifanaraka tamin' Andriamanitra Noe. | Voici l' histoire de |