<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 48:14 | And |
Dia nahinjitr' Isiraely ny tanany ankavanana ka napetrany tamin' ny lohan' i Efraima, nefa izy no zandriny, fa ny tànany ankavia kosa teo amin' ny lohan' i Manase; fa niniany natao toy izany ny tànany, nefa Manase no lahimatoa. | Natsotran' Israely ny tànany havanana, ka napetrany tamin' ny lohan' i Efraima izay zandriny; ary ny tànany havia tamin' ny lohan' i Manase; niniany natao toy izany ny tànany, fa Manase no zokiny. | Mais |