<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 46:5 | And |
Dia niainga Jakoba ka niala tao Beri-sheba; ary ny zanak' Isiraely nitondra an' i Jakoba rainy sy ny zanany madinika ary ny vadiny teo anatin' ny sariety, izay efa nampitondrain' i Farao hitondrana azy. | Dia niainga Jakoba ka niala tao Bersabea; ary ny zanak' Israely nametraka an' i Jakoba rainy, mbamin' ny vadiny aman-janany, teo ambonin' ny sarety nalefan' i Faraona hitondrana azy. |