<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 44:8 | Behold, the money, which we found in our sacks' mouths, we brought again unto thee out of the land of |
Indro fa ny vola izay hitanay teo am-bavan' ny lasakanay aza naverinay indray tatý aminao avy tany amin' ny tany Kanana; ka hataonay ahoana no fangalatra volafotsy na volamena ao amin' ny tranon' ny tomponao? | Indro fa ny vola hitanay teo am-bava-lasakanay dia nentinay taminao avy amin' ny tany Kanaana, ka dia hataonay ahoana no fangalatra vola fotsy na volamena ao an-tranon' ny tomponao? | Vois donc : l' argent que nous avions trouvé à l' entrée de nos sacs à blé, nous te l' avons rapporté du pays de |