<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 38:5 | And she yet again conceived, and bare a son; and called his name |
Dia nanan' anaka indray koa izy ka niteraka zazalahy; ary ny anarany nataony hoe Sela; ary Joda nitoetra tany Keziba tamin' ny niterahan' ny vadiny an' i Sela. | Ary nanana anaka koa izy, dia tera-dahy, nataony hoe Selà no anarany. Nitoetra tao Akeziba Jodà, tamin' ny niterahany an' io. | Encore une fois, elle enfanta un fils, qu' elle appela |