<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 38:12 | And in process of time the daughter of |
Ary rehefa ela, dia maty ny vadin' i Joda, dia ilay zanakavavin' i Soa; ary rehefa nionona ny alahelon' i Joda, dia niakatra tany amin' ny mpanety ondriny tany Timna izy sy Hira Adolamita sakaizany. | Nony ela dia maty ilay zanakavavin' i Soe, vadin' i Jodà. Ary rahefa afa-tsaona Jodà, dia niakatra tany amin' ireo nanety ny ondriny, any Tamnà, izy sy Hirà, Odolamita, sakaizany. | Bien des jours passèrent et la fille de |