<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 36:17 | And these are the sons of |
Ary izao no zanakalahin' i Regoela, zanak' i Esao: Nahata loham-pireneny sy Zera loham-pireneny sy Sama loham-pireneny sy Miza loham-pireneny. Ireo no loham-pirenena avy tamin' i Regoela tany amin' ny tany Edoma; ireo no zanak' i Basemata, vadin' i Esao. | Zanakalahin-dRahoely, zanak' i Esao: Nahata, loham-pirenena, Zarà, loham-pirenena; Sammà, loham-pirenena, ary Mezà, loham-pirenena. Ireo no loham-pirenena avy amin-dRahoely, amin' ny tanin' i Edoma. Zanak' i Basemata, vadin' i Esao, ireo. | Et voici les fils de |