<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 31:33 | And |
Ary Labana niditra tao an-dain' i Jakoba sy tao an-dain' i Lea ary tao an-dain' ny ankiziny roa vavy, fa tsy nahita. Dia niala tao an-dain' i Lea izy ka niditra tao an-dain-Rahely. | Dia nidiran' i Labana ny lain' i Jakoba sy ny lain' i Lià, ary ny an' ny ankiziny roa vavy, nefa tsy nahitany na inona na inona. Nivoaka avy ao an-dain' i Lià izy, dia niditra tao an-dain-dRasela. |