<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 27:41 | And |
Ary Esao nanao fo-lentika tamin' i Jakoba noho ny tso-drano izay nataon-drainy taminy; dia hoy Esao anakampo: Efa antomotra ny andro hisaonana an' ikaky, dia hamono an' i Jakoba rahalahiko aho. | Raikitra ao am-pon' i Esao ny fankahalana an' i Jakoba noho ny tso-drano nomen-drainy azy, ka hoy izy tao am-pony: Ny andro hisaonako an' i Dada dia efa antomotra; amin' izay dia hovonoiko i Jakoba rahalahiko. |