<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 26:1 | And there was a famine in the land, beside the first famine that was in the days of |
Ary nisy mosary indray teo amin' ny tany afa-tsy ilay mosary voalohany fony fahavelon' i Abrahama. Ary Isaka nankany amin' i Abimeleka mpanjakan' ny Filistina, tany Gerara. | Nisy mosary indray tamin' ny tany; hafa fa tsy ilay mosary fony fahavelon' i Abrahama. Ka lasa Isaaka nankany Jerara amin' i Abimeleka, mpanjakan' ny Filistina. | Il y eut une famine dans le pays - en plus de la première famine qui eut lieu du temps d' |