<-
->

Gen / Jen 21:26 And Abimelech said, I wot not who hath done this thing; neither didst thou tell me, neither yet heard I of it, but to day. Dia hoy Abimeleka: Tsy fantatro izay nanao izany; fa ianao tsy mbola nanambara tamiko, ary izaho koa tsy mba nahare, raha tsy vao izao. Hoy ny navalin' i Abimeleka: Tsy mahalala izay nanao izany aho; fa hianao tsy nampandre ahy, izaho tsy nandre izany raha tsy vao izao. Et Abimélek répondit : Je ne sais pas qui a pu faire cela : toi-même ne m' en as jamais informé et moi-même je n' en ai rien appris qu' aujourd' hui.