|
|
|
|

Entry1  vahoaka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1#1007] Ny olom-pirenena amin' ny fanjakana iray: Novorin' ny filoham-panjakana ny vahoakany
olona maro be: Vahoaka be mihitsy izay tao an-tsena izay aninaraina
Ny sarambaben' ny olona, ny valalabemandry: Rahefa avy nikabary izy dia nifangaroharo tamin' ny vahoaka
Explanations in English  4  [1.7] the people; the citizens of a country
Explanations in French  5  [1.3, 1.8] le peuple
6  [1.3] les sujets d'un état
public
7  [1.8] citoyen d'un pays
Examples  8  Ny mpanjaka no manjaka ny vahoaka [2.131]
9  Raha olo-marina izy dia tokony ho tonga niaraka tamin'ny vahoaka. [2.324]
10  Tsara izao fahatongavanao izao, hizaha ahy sy ny tany anjakako ary ny vahoakako. [2.298]
11  Nahalala indrindra ny fon'ny vahoakany Andrianampoinimerina [2.298]
Vocabulary  12  Politique
Morphology 
13  Simple :
14  Prefixed :
Derivatives 
15  Active verbs :
16  Relative verbs :
17  Names :
Analogs  18  olona, ambanilanitra, valalabemandry, valalatsimandadiharona, sarambaben' ny kintana, vodiahitrarivo, bozaka aman' ahitra, ny miankandrefam-baravarana, ny velona rehetra, ny olo-miaina
Compound words 
Phytonyms 
Ethnonyms 
Proverbs  31  Proverbs containing the word vahoaka
Quotes  32  Texts mentioning vahoaka

Anagrams  33  avahako, haovaka, havoaka, vahoaka

Updated on 2023/06/11