|
|
|
|

Entry (1/2)1  tanteraka
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Loaka tafaboroaka any ambadika: Ataovy tanteraka any ambadika ny fantsika
Vita tsara an-tsakany sy an-davany, tontosa: Tanterakaizao ny nokasainao ka ahoana
Lavorary, tomombana: Tamim-panajana tanteraka no nandraisany anay
Explanations in English  4  [1.7] effected, accomplished, completed; perfect
Explanations in French  5  [1.8] effectué, accomplit; parfait
6  [1.13] réalisé; débouchant; totalement
Examples  7  Matoky tanteraka anareo aho. [2.649#201]
8  Niova tanteraka ny fiainako. [2.356#132]
9  Maina tanteraka ny ranomasony. [2.470#146]
Derivatives 
10  Active verbs :
11  Passive verbs :
12  Relative verbs :
13  Names :
Analogs  14  efa, vita, tontosa, tomombana, to, maty paika, nitady toko ka sendra vato, nikororoka vary ka sendra rivotra, naniry zaza ka tera-dahy
Compound words 
Proverbs  30  Proverbs containing the word tanteraka

Entry (2/2)31  tanteraka
Part of speech  32  noun
Explanations in French  33  [1.196] (de teraka : action d'enfanter, de mettre au monde). Nom de préparations généralement à base de plantes aromatiques qu'on utilise en bains de vapeurs avant et après l'accouchement. [Merina]
Vocabulary  34  Botany: medicinal plants
Phytonyms 

Anagrams  36 

Updated on 2025/01/21