|
|
|
|

Entry1  tahiry
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Zavatra sarobidy na vola angonina amin' ny toerana iray hitsinjovana ny ho avy; rakitra: Nolaniny ny tahirin-dray aman-dreniny
Fitandremana na fitanana ainin' ny toerana iray: Hataoko tsara tahiry ireo bokinao ireo fa aza matahotra
4  [1.13] fitsitsiana; ambim-bava
Explanations in English  5  [1.7] something saved up
Explanations in French  6  [1.8] ce qu'on économise, thésaurise
7  [1.13] économie; épargne, stock; mémoire
Examples  8  Be ihany ny tahiry navelany, nefa dia fongana tsy nisy horaisina intsony. [2.470]
9  Nanana tahiry kely ihany aho, nandritra ny niasako teny amin' i s/s "Chantilly" [2.471]
Vocabulary  10  Economy: finances, management
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Passive verbs :
13  Relative verbs :
14  Names :
15  Adjectives :
Compound words 
Proverbs  28  Proverbs containing the word tahiry

Anagrams  29  ahitry, hitari, hitary, hitria, tahiry, tarihi

Updated on 2023/06/24