Entry | 1 tahirizina |
Root | 2 tahiry |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Atokana amin' ny toerana iray mba tsy ho very na ho simba na ho lany: Notahiriziny tao am-bata ny firavaka vao novidiny ~ Tahiriziko hataoko vatsy ireto vola ireto raha mandeha aho 5 Tanana: Tahirizo tsara ao am-ponao ireo tenin' ny maty ireo [1.1] |
Morphology |
|
Other spellings | 10 tehirizina |
Updated on 2023/01/20 |