Entry | mivadika (vadika) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mampiseho ny ilany na ny lafiny tsy mbola niseho: Efa nivadika ve ireo lamba mihahy ireo Mifandiso ka ny lafy ratsiny indray no miseho fa tsy ny lafy tsarany: Loza fa nivadika ny akanjonao teny an-dalana Manova ny tehezana atao ambany mandry indray: Efa afa-mivadika ny marary Miova ho ratsy tsy araka ny nampoizina: Nivadika ny anao taty aoriana ka izaho nanao soc azy indray no nofofoiny. / Nivadika tampoka teo lahy ny andro Mitsipaka: Ny mivadika ny teny natao no anisan' ny ratsy indrindra Mihohoka ka ny ambony no lasa ambany: Nivadika ny lakana ka saika maty daholo ny mpandeha [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word mivadika | ||||||||
Updated on 2023/08/16 |
![]() |