Entry | 1 mangala-belirano |
Elementary words | 2 mangalatra, velirano |
Part of speech | 3 locution |
Examples |
4 Ireo kosa didy mahatapa-doha amin' ny fanjakana: (1) ny mikomy; (2) ny manera vadin' andriana; (3) ny manao lefom-pohy; (4) ny mandrendri-bahoaka; (5) ny manani-drova; (6) ny mamono olona; (7) ny mangala-belirano; (8) ny mangala-kasé [2.48] |
Updated on 2023/12/25 |