|
|
|
|

Entry (1/2)1  midify
Root  2  dify
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Miala amim-pahakingana mba tsy ho hita: Anjaranao izany ka tsy azonao idifiana
Milefa haingana mba tsy ho tazana na mba tsy hifanena: Nidify ny fahavalo tao ambadiky ny tamboho aho
Explanations in English  5  [1.2, 1.7] to turn aside
6  [1.7] to dodge
Explanations in French  7  [1.8] s'esquiver
Examples  8  Nifanofa tànana, dia samy nidify. [2.5]
9  Nanao fihetsika kely tamin' ny tanany izy, dia nidify izy roa lahy mibika-na mpanapa-doha. [2.471]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Analogs  14  mihodivitra, mibosiaka, mibolidy amy

Entry (2/2)15  midify
Root  16  dify
Part of speech  17  active verb
Explanations in English  18  [1.2] to have the hair plaited by dividing it on the forehead and carrying it behind the ears
Vocabulary  19  Hairstyles

Anagrams  20 

Updated on 2025/01/21