Entry | 1 mihodivitra |
Root | 2 hodivitra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Tsy mahitsy, miraika kely: Mihodivitra ny kofehy ka henjano tsara ~ Mihodivitra ity andry ity Mihodina any amin' ny ilany, mivily, miolaka: Raha nihodivitra kely ilay vato, dia nahavoa ny masoko Mihilana: Saika nianjeran' ny vato aho raha tsy nihodivitra kely Lasa nandositra mangingina, tsy hitahita akory: Nozahan' ny Polisy ny anao lahy ka nihodivitra Miala amim-pahakingana: Mihodivitra amin' ny raharaha sarotra Mihazo lalana miolaka mba tsy hifanena amin' olona: Mihodivitra olona |
Explanations in English |
5 [1.7] to turn aside; to be untrustworthy |
Explanations in French |
6 [1.8] se détourner; faire des détours |
Morphology |
|
Analogs | 11 mibirioka, miviona, mivaona, mibisioka, mibolidy |
Proverbs | 12 Proverbs containing the word mihodivitra |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |