|
|
|
|

Entry matahotra (tahotra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mahatsiaro ny tena ho manahinahy eo anoloana na eo am-pieritreretana loza iray na olona na zavatra tsy sahy hatonina: Matahotra an-drainy mafy Isambilo fa nisy ratsy nataony
Mitovy hevitra: an-koditra ~ an-tenda ny aina ~ kasoka ~ kenda ~ mamafy ketsa ~ manahy ~ manahy velona ~ manambadi-po ~ manangambovona ~ mandry an-driran' antsy ~ mandry an-driran-defona ~ mandry tsirangaranga ~ mandry tsy lavo loha ~ mangitakitaka ~ mangorohoro ~ mangovitra ~ midobodoboka ambavafo ~ mifihifihy ~ mihararetra ~ mihena velona ~ mihendratra ~ miholy ~ mihorohoro ~ mihoron-kodidoha ~ mihoron-koditra ~ mihotakotaka ~ mikoso-maso ~ mimalo ~ mipararetra ~ miraika ~ miraikibolomaso ~ miritra aina ~ mitaintaina ~ mitebiteby ~ mitsangam-bolo ~ mivadika ambavafo ~ raiki-tahotra ~ ranga ~ rano andravina ~ tai-dava ~ taibombona ~ tora-kovitra ~ tsiravina ~ velona ahiahy [1.1]
Explanations in English To be afraid of [1.7]
Explanations in French Craindre, être craintif [1.8]
Morphology 
Present : matahotra, mataho-
Past : natahotra, nataho-
Future : hatahotra, hataho-

Updated on 2023/01/20