|
|
|
|

Entry 1  mipararetra
Root  2 pararetra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mangovitra izaitsizy, mihovitrovitra toy ny rano andravina: Nipararetra izy raha vao nahare izany
9 Mihetsiketsika haingana dia haingana: Mipararetra ny tadin-dokanga raha tendrena [1.1]
Explanations in English  10 to tremble, shake, or vibrate [1.2]
11 to vibrate, to tremble [1.7]
Explanations in French  12 vibrer, trembler [1.8]
Examples  13  mipararetra ny nofoko ny fahatahorana Anao, Ary matahotra ny fitsaranao aho. [2.996]
Proverbs  14  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21