|
|
|
|

Entry (1/2) 1  manantena
Root  2 antena
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Matoky fa hahazo: Manantena ny lanitra ny kristianina. / Manantena aho fa raha vao tonga ianao dia hanoratra
9 Manampo, mikasa: Nanantena ny handeha aho, nefasendra sampona ka tsy lasa
10 Miandry: Manantena anay izy rahampitso hiara hisakafo aminy [1.1]
Explanations in English  11 to hope for, to expect. [1.2]
12 to hope, to expect [1.7]
Explanations in French  13 espérer, s'attendre à [1.8]
Examples  14  Koa manantena aho fa tsara tokoa. [2.366#]
15  manantena ny tsy ho faty angaha ianareo! [2.606#]
Vocabulary  16  Emotions
Combinations  17  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word manantena
Proverbs  18  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 19  manantena
Root  20 antena
Part of speech  21  imperative of active verb manantena [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  22 manantane, manantena, manantenà, 23 manentàna, manentana

Updated on 2026/08/15