|
|
|
|

Entry (1/2)1  manantena (antena)
Part of speech  2  active verb
Vocabulary  3  Emotions
Explanations in Malagasy  4  Matoky fa hahazo: Manantena ny lanitra ny kristianina. / Manantena aho fa raha vao tonga ianao dia hanoratra
5  Manampo, mikasa: Nanantena ny handeha aho, nefasendra sampona ka tsy lasa
6  Miandry: Manantena anay izy rahampitso hiara hisakafo aminy [1.1]
Explanations in English  7  to hope for, to expect. [1.2]
8  to hope, to expect [1.7]
Explanations in French  9  espérer, s'attendre à [1.8]
Examples  10  Koa manantena aho fa tsara tokoa. [2.366#]
11  manantena ny tsy ho faty angaha ianareo! [2.606#]
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :
Compound words 
Proverbs  17  Proverbs containing the word manantena

Entry (2/2)18  manante (antena)
Part of speech  19  imperative of active verb manantena
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]
Tables and plates  20  All the active imperatives

Anagrams  21  manantane, manantena, manantenà, manentana, manentàna, manantane, manantena, manantenà, manentana, manentàna

Updated on 2022/09/08