Entry | 1 manamafy |
Root | 2 mafy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1#585] Manamarina: Faly aho fa manamafy ny hevitro ny lazainao manampy: Aoka ianao tsy hanamafy ny fananarana efa nataoko azy mampitombo: Vao mainka hanamafy ny alahelony raha miseho ho malahelo koa ianao 5 [1.1#552] |
Explanations in English |
6 [1.7] to reinforce, to strengthen, to harden to reiterate, to emphasize |
Explanations in French |
7 [1.3, 1.8] rendre dur confirmer 8 [1.3] fortifier, rendre fort, surajouter, augmenter 9 [1.8] renforcer, rendre solide répéter |
Examples |
10 manamafy an’izany fijery izany ny fomba nandaniana ny lalàna. [4.27] 11 Tsy afaka hitaky valisoa na amin' iza na amin' iza aho, raha manamafy ny hidintranoko — [2.503] |
Morphology |
|
Antonyms | 16 manalemy |
Analogs | 17 manofana, manatsohara, manantitra, mandalina, mankahery, mampahatanjaka, mampahavitrika |
Proverbs | 18 Proverbs containing the word manamafy |
Anagrams | 19 |
Updated on 2025/01/21 |